Mbola voafitaka ny mpanao gazety - Madagascar

Transkrypt

Mbola voafitaka ny mpanao gazety - Madagascar
Mbola voafitaka ny mpanao gazety
Extrait du Madagascar-Tribune.com
https://www.madagascar-tribune.com/Mbola-voafitaka-ny-mpanao-gazety,4571.html
Mbola voafitaka ny mpanao
gazety
- Teny zato, kabary arivo -
Date de mise en ligne : lundi 4 février 2008
Madagascar-Tribune.com
Copyright © Madagascar-Tribune.com
Page 1/2
Mbola voafitaka ny mpanao gazety
Na dia efa nambara ombieny aza fa miandry ny lalàna avoakan'ny ministera ny mpanao gazety hanatanterahiny ny
fifidianana izay ho filohan'ny holafitry ny mpanao gazety sy ireo birao miaraka aminy, dia mbola nisy ihany ny
voafitaka ny sabotsy lasa teo. Nahitana mpanao gazety ampolony maro tokoa tonga teny amin'ny
tranombokim-pirenena ny sabotsy teo, ary samy gaga ny rehetra nahita azy. « Fa misy inona ato no feno mpanao
gazety ? » Teo ny rehetra vao samy nahalala fa saika hifidy ny filoha hitarika azy kay ireto namana ireto. Efa
voapetraka tamin'ny maro ny datin'ny 2 desambra hilazana ny andro hanaovana azy io, saingy maro no tsy nahalala
fa ahemotra amin'ny fotoana manaraka io daty io. Mbola voafitaka indray ny mpanao gazety, hoy ireo mpanadroadro
nitazana an-dry zalahy sy zavavy niveri-maina. Dia rahoviana indray izany no tena hanaovana azy io ? Mahandrasa
tantana e.
Copyright © Madagascar-Tribune.com
Page 2/2

Podobne dokumenty